|
|
|
|

Teny iditra1 sinibe manga roa
Singan-teny  2siny, 3be, 4manga, 5roa
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala. [1.1]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11